|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 bango an-katoka |
| Singan-teny | 2bango, 3hatoka |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5randram-bolo tokana manomboka eo ankatoka ka mirotsaka manaraka ny lamosina, fanao raha misaona.
6(bangoankatoka) Fomban-drandram-bolo tsotra: bangoina ny volo dia atambatra amin' ny randrana telo ao aonana ka izay halavan' ny volo no fetrany; mari-pisaonana ny bangoankatoka. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7[hatoka, the nape.] A large knot of hair resembling a chignon..
[1.2] |
| Voambolana | 8 Fandram-bolo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|